Entrée mosarena (mosary)
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [ mosareña ] [Tanala] noana, ianjadian'ny tsy fisian'ny hanin-ko hanina: Alaña mangady ovy ala (Bodoa) laha mosareña anareo (ndeha mihady ovy ala raha noana hianareo) [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] noana [Rakotosaona 1972]
   Tratra, voan' ny mosary; tsy manan-kohanina: Ny mafy indrindra, hoy ny ntaolo, dia ny rovi-damba ririnina, ny mosarem-pahavaratra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   hungry, starved [Hallanger 1973]
Définition française   affamé, en proie à la famine [Hallanger 1974]
Citations  

Mis à jour le 2009/02/23