|
|
|
|

Entrée1  mosary
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Adjectifs :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  5  [1.78] [Bara] hanoanana
6  [1.1] Tsy fisian-kanina mahatarika fahafatesan' olona marobe noho ny hanoanana: Nisy mosary roa, natao hoe mavovava zokiny sy zandriny, izay nandripaka olona sesehena, tamin' ny andron' Andriamasinavalona
Explications en anglais  7  [1.7] famine
Explications en français  8  [1.8] famine, disette
9  [1.405] [Sakalava-Mayotte] faim, famine
Exemples  10  [2.588#] Hijanona eo moa, ho fati-mosary;
11  [1.436#] Hany ka tsy namely mafy Ioatra ny mosary.
Analogues  12  kere
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot mosary
Article  14  Randzavola: mosary ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  15  masiro, misaro, mosary, somary

Mis à jour le 2025/08/10