| Entrée | 1 mova tsy |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 (Moa ve tsy na Miova tsy) Teny enti-milaza fitoviana ara-pampitahana: Mova tsy ny dian-tongotra havia ny sarintanin' i Madagasikara
[1.1] |
| Explications en français |
4 tout à fait semblable à:
5 Mova tsy ny adala izy (Il est tout à fait semblable à un fou) 6 ~ Mova hianao tsy izy (Vous lui ressemblez tout à fait) [1.3#447] |
| Exemples |
7 Mova tsy nitana aina ny tontolo / Nanaraka ny fiomanana rehetra
[2.576]
8 Mova tsy ny manontany ahy izay faritry ny sandriko foiko hotapahina [2.298] 9 Moava tsy fomba firesak'izy roa fony izy ireo nifankahita voalohany indrindra ka nahatonga an-dRasoa ho fofombadin-dRainitoandro, taona maro lasa izay [2.470] |
| Autres orthographes | 10 miova tsy, moa va tsy, moa ve tsy |
| Synonymes | 11 mitovy amy, ohatra ny, tahaka ny |
| Anagrammes | 12 mavotsy, 13 mova tsy |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|