Exemples |
1 | Tsaroany tsara izany izy fahiny kamolahy sy tendan-kanina mpalokaloka ambany trano bongon' ny mpampita lakana!
[2.470]
|
2 | Tsy ampy toy inona anefa dia tamy ny mpampita ombintsika, ka namikitra tamin' ny tongotr' omby aho, dia tafita soa aman-tsara.
[2.69]
|
3 | Raha mahatsiaro tena ho valalanina amin' ny fitaninana andro sy ny resadresa-poana izany izy, dia indro mandray ny tehin-dakana ka manampinampy ny mpampita sy ny ampitaina.
[2.470]
|
|