Entrée mpanabe (be)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Ireo olona mpampianatra ny ankizy sy mpamolavola ny toetra amam-panahiny: Tokony hahay hankasitraka ireo mpanabe azy ny ankizy rahatrizay [Rajemisa 1985]
Traduction française   éducateur, éducatrice [Rajaonarimanana 1995]
Mots composés, titres, noms  

Mis à jour le 2014/05/16