Entrée mpanalalana (alalana)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Mpanelanelana, olona natao ho solontena mitondra teny raha misy zavatra angatahina, na elanelam-panahy hampihavana raha misy zavatra ifanolanan' olona roa tonta [Rajemisa 1985]
Traduction française   Messager, intermédiaire, entremetteur, médiateur, intercesseur, parlementaire [Abinal 1888]

Mis à jour le 2013/09/11