Entrée alalana
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fanelanelanana
¶ Asa ataon' olona izay misolo tena mangata-javatra na fahasoavana ho an' olona iray hafa: Tamin' ny alalan' ny sakaizako no nahazoako io toerana io
¶ fanalalana, fanelanelanana (Tsy tokony hampiasaina mba hisolo ny teny hoe lalana io teny io toy ny mahazatra ny maro izay manao hoe: Nahazo alalana, mangataka alalana hanao izao aho; fa ny tokony ho izy dia: Mangata-dalana, nahazo lalana)
¶ Iraka na zavatra mampitohy ny andaniny sy ny an-kilany. [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   [a, prep., and lalana, way, road.] The agent or person between parties in communication with one another; a messenger, a mediator, a "go-between;" the communication carried by an intermediate person. [Richardson 1885]
   a going between [Hallanger 1973]
Traduction française   Message, entremise, médiation, intercession, intermédiaire, messager, entremetteur, médiateur, intercesseur, parlementaire [Abinal 1888]
   entremise, médiation [Hallanger 1974]
Exemples   Tsy manana alalana hanadino sy handà ny tanindrazany sy ny fireneny izy, ka hihevitra ireny ho toy ny tsy misy! [Andriamalala: Fasana, page 8]
Dérivations  
Morphologie  
alalana
alalan'
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Mis à jour le 2013/11/08