| Entrée (1/2) | 1 mpanapaka | 
| Radical | 2 tapaka | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en anglais | 4   a governor, a ruler [1.7] | 
| Explications en français | 5   gouverneur [1.8] | 
| Exemples | 6   Ny mpanapaka tsy nahatahotra azy intsony;
[2.59#] 7 taranaky ny mpanapaka, anak' Impamonoandroanio; [2.69#] 8 Tompon' ny safidim-poko, mpanapaka ny momba ahy! [1.237#] 9 tsy ary ho mpanapaka sy mpitondra vahoaka daholo isika rehetra. [2.285#] | 
| Entrée (2/2) | 10 mpanapaka | 
| Radical | 11 tapaka | 
| Partie du discours | 12 nom | 
| Explications en français | 13   interrupteur [1.13] | 
| Tous les mots composés | 14 2 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 15 Physique | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |