Entrée mpanelanelana (elanelana)
Partie du discours nom
Définition malgache Olona alaina hitsara ady na hampifanaraka olona roa miady; atao koa hoe elanelampanahy: Mifidy olona ho mpanelanelana
¶ Olona alaina mba hampifandray ny tena amin' olon-kafa raha misy zavatra angatahina amin' ity faharoa;mpanalalana: Ny Razana ve no mpanelanelana antsika amin' Andriananahary [Rajemisa 1985]
Définition française intermédiaire; médium [SLP 1986]

Entrée mpanelanelana (elanelana)
Partie du discours nom
Définition malgache ana mitondra vovobony [SLP 1986]
Définition française agent pollinisateur
¶ mpanelanelana simika: médiateur chimique [SLP 1986]
Vocabulaire 
Synonymes mpitati-bovobony

Entrée mpanelanelana
Partie du discours nom
Définition malgache singa hazo na vy anambarana na anamafisanâ zavatra roa na maromaro [SLP 1986]
Définition française entretoise [SLP 1986]
Vocabulaire 

2010/05/19