Entrée mpanera (era)
Partie du discours nom
Explications en malgache Olona mpanelanelana amin'ny varotra atao, izany hoe manao ny fifampiraharahan'ny olona mpividy amin'ny olona tena tompon-javatra mpivarotra: Nalaky nahita trano ho fana kosa ianao izany. -- Nanatona mpanera aho no nahatanterahako izao [1.1]

Mis à jour le 2023/01/20