Entrée erà
Partie du discours nom
Définition malgache Ambony; toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotro iny / Avy any erà no nidina itỳ lakana itỳ [Rajemisa 1985]
Définition française amont [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Synonymes ira
Antonymes 
Mots composés, titres, noms 

Entrée era
Partie du discours nom
Définition malgache Enti-milaza fifampiraharahana na fanalalanana [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Entrée era
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taisaka] filazana [Rakotosaona 1972]
  [Bara] fifanarahana [Rakotosaona 1972]
 Fangatahana na fiangaviana lalana alohan' ny hanao zavatra: Efa vita era tsara tamin' ny rainao ve ny handehananao? [Rajemisa 1985]
Définition anglaise consent, permission [Hallanger 1973]
Définition française permission [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 action de consulter, de demander conseil, consentement [Abinal 1888]
 action de demander la permission [Hallanger 1974]
  [Taisaka] avis [Deschamps 1936]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 

Entrée era
Partie du discours nom
Définition anglaise fanisana taona manomboka amin' ny nisehoan' ny zava-dehibe anankiray [Hallanger 1969]

2017/06/15