| Entrée | 1 mpanjenjena |
| Radical | 2 zenjena |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
[1.1] 4 Olona mandehandeha foana tsy manana anton-dia, mirenireny tsy misy fotony. 5 Olom-poana mizedazeda, hoy ny tavaratra. [2.643#212] |
| Explications en français |
6 celui qui va çà et là
[1.3#871] |
| Exemples |
7 ho mpanjenjena sy mpirenireny eny ambonin' ny tany ianao.
[2.996#]
8 Ny olona mpanjenjena sy mpiriorio dia tsy eken' ny Fanjakana, hoy ihany ireo. [2.643#] |
| Synonymes | 9 mpijenjena |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|