|
|
|
|

Entrée1  mpanoritra
Partie du discours  2  nom
Radical  3  soritra
Explications en malgache  4  [1.1] Sokajin-teny enti-manoritra na manavaka ny anarana. Misy karazany efatra ny mpanoritra, dia
-- ny mpanoritra tsotra (ny trano),
-- ny mpanoritra manondro (very ity vary),
-- ny mpanoritra anaran-tsamirery (Faly i Bozy),
-- ary ny mpanoritra zavatra efa fantatra (tonga ilay vahiny)
(Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy)
5  [1.13] sokajin-teny entina manavaka ny anarana
Explications en français  6  [1.13, 1.5] article
Exemples  7  [1.519#] Ao amin' ny ohatra hatramin' ny dia ampiasaina ny mpanoritra be entina ilazana ny halehibehin' ilay zavatra tenenina
Tous les mots composés 
Vocabulaire  9  Linguistique
Tableaux et planches  10  Tous les articles

Anagrammes  11 mpanirotra, 12 mpanoritra

Mis à jour le 2025/09/12