|
|
|
|

Entrée1  sokajin-teny
Mots élémentaires  2 sokajy, 3 teny
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 Teny ilazana ny karazan-teny fampiasa hanaovana fehezanteny.
6 Misy 11 ny sokajin-teny amin' ny teny malagasy:
7 

    8 
  1. ny matoanteny (ohatra: miteny),
    9 
  2. ny tambinteny (ohatra: afovoany),
    10 
  3. ny anarana (ohatra: ankizy),
    11 
  4. ny mpamaritra (ohatra: fotsy),
    12 
  5. ny mpisolo (ohatra: izy),
    13 
  6. ny mpanoritra (ohatra: ilay),
    14 
  7. ny mpampiankin-teny (ohatra: amy),
    15 
  8. ny mpampitohy fehezan-teny (ohatra: rehefa),
    16 
  9. ny mpampitohy (ohatra: ary),
    17 
  10. ny tenim-piontanana (ohatra: indrisy),
    18 
  11. ny kian-teny (ohatra: ve).
    19 

20 Maro amin' ireo sokajin-teny ireo indray no mitsinjara ho karazany vitsivitsy [1.1]
21 fandaharana ny teny ho iray karazana [1.13]
Explications en français  22 classe distributionnelle [1.13]
Vocabulaire  23  Linguistique
Tableaux et planches  24  Tous les adverbes
25  Tous les pronoms
26  Toutes les prépositions
27  Toutes les conjonctions
28  Tous les articles
29  Toutes les interjections
30  Toutes les particules

Mis à jour le 2025/11/13