Entrée mpianaka (anaka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Teny entina hilazana olona roa nifampiteraka, izany hoe ny iray nateraky ny iray, na olona azo heverina ho toy izany amin' ny taonany na ara-pihavanana; ny fifandraisan' ny ray na ny reny amin' ny zanaka ara-pihavanana: Mpianaka Imboasalama sy Ranavalonandriambelomasina [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20