Entrée mpiantsa (antsa)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Mpihira [Bara, Tanosy] [Rakotosaona 1972]
   ireo tsimandoa lahy sy vavy, manaraka ilay olona hobena amin' ny antsa: sady mihira no manao fihetsehana toy ny mandihy eny am-pamindrana izy ireo, ary samy mitana tapadamba kely ka indray manopaka an' iny na miankavia na miankavanana [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   royal singers. [Richardson 1885]

Mis à jour le 2010/08/11