Entrée mpifatotra (fatotra)
Partie du discours nom
Définition malgache Mpigadra, olona voatana ao amponja [Rajemisa 1985]
Définition française celui ou ce qui est attaché [Abinal 1888]
Exemples 
1Tsy Ramagozy io mpifatotra io fa olona hafa! [Ravoajanahary: Sarotra]
2Rehefa afaka kolikely dia niditra ny mpifatotra. [Rasamuel: Manjakadoria]
3nentina teo avokoa ny mpifatotra afa-tsy Rafaravavy. [Rabary: Daty]

2020/01/20