|
|
|
|

Entrée1  mpimasy
Radical  2 masy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 mpanao fanafody, mpanasitrana [Sihanaka] [1.78]
5 Olona sady mitsabo no manao sikidy [1.1]
Explications en anglais  6 a medicine man, a diviner [1.7]
Explications en français  7 devin [1.3#436, 1.8]
8 (de hasina : propriété mystérieuse qu'ont les plantes de guérir ou de faire mourir).
9 C'est le spécialiste du traitement par les plantes.
10 Souvent improprement appelé « sorcier » par les Européens.
11 Souvent confondu aussi avec le mpanandro, le mpisikidy, etc. [Merina] [1.196]
Exemples  12  Fito lahy ny mpimasy, mifanakaiky toerana. [2.472#]
13  Indro tonga ny mpimasy 'zay hanolotra ny sorona; [2.1022#]
14  ka ireo mpimasy sy mpanjaka dia azony hanaiky an' i Frantsa. [2.113#]
15  Amin' ny vohitra maro, mihamahazo vahana ny mpisikidy sy ny mpimasy. [2.472]
Vocabulaire  16  Santé
Analogues  17  ombiasa
Proverbes  18  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  19 mampisy, 20 misampy, 21 mpimasy

Mis à jour le 2025/11/13