Entrée | 1 mpimonjomonjo |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 monjomonjo |
Explications en malgache |
4 [1.1] |
Explications en français |
5 [1.3#445] Celui qui murmure souvent |
Exemples |
6 [2.996#] Olona mpimonjomonjo lava izy ireo, tsy mionona amin' ny anjarany na oviana na oviana, manaraka ny danin' ny kibony hatrany hatrany, miavonavom-piteny izaitsizy, ary mandoka ny sasany mba hahazoany vola. |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |