| Entrée | 1 mpinamana |
| Radical | 2 namana |
| Partie du discours | 3 nom |
| Exemples |
4 Teto anefa, asa marina izahay na nifampitondra toy ny mpianadahy, na toy ny mpinamana fotsiny, na toy ny mpiara-mianatra.
[2.4]
5 Ny tena kely nifanipazana tetsy sy teroa anefa, ny bitsibitsiky ny mpinamana, ny tohotsofin' izay vitsy nifampatoky, dia samy naneho izany avokoa. [2.472] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 7 mampañina, 8 mampinana, 9 manampina, 10 mpanamina, 11 mpinamana |
| Mis à jour le 2025/09/10 |
|