| Entrée | 1 mpitondratena |
| Mots élémentaires | 2 mpitondra, 3 tena |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 Olona mipetraka irery ka miahy ny tenany
[1.1] |
| Exemples |
6 Ny reniny mpitondratena dia malemy fanahy aoka izany.
[2.499#]
7 mpitondratena ny reniny fa maty tamin'ny ady lehibe voalohany ny rain' i Maurice. [2.356#] |
| Article | 8 run='/bins/randzavola?p=709'>Randzavola: mpitondratena ao amin' ny Baiboly |
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|