Entrée | 1 mpitranga |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 tranga |
Tous les mots composés |
|
Explications en français |
9 [1.13] événement |
Exemples |
10 [2.285] Tsaroako izay mpitranga matetika any Antalaha rehefa vokatra ny vanilina. 11 [2.296] Hitany koa ny mahamisy fetra ny soa sy ny ratsy mpitranga eo amin' ny fiainany 12 [2.5] hoy Ndriana niomankomana fa efa fantany izay mpitranga rahefa izany no resahin' izy roa. |
Vocabulaire |
13 Mathématiques: statistiques |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |