Entrée nahy
Partie du discours   participe
Définition malgache   Atao an-tsitrapo, atao fanahy iniana: Hadisoana tsy nahy ~ Aza fady raha voahitsako ianao, fa tsy nahiko velively [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   done on purpose [Hallanger 1973]
Traduction française   fait exprès [Hallanger 1974]
   fait à dessein, prémédité [Rajaonarimanana 1995]
Morphologie  
nahy
nahiko
nahinao
nahiny
nahintsika
nahinay
nahinareo
nahin'
nahin-
nahim-
nahy
nahiko
nahinao
nahiny
nahintsika
nahinay
nahinareo
nahin'
nahin-
nahim-
ho nahy
ho nahiko
ho nahinao
ho nahiny
ho nahintsika
ho nahinay
ho nahinareo
ho nahin'
ho nahin-
ho nahim-
Mots composés, titres, noms  

Entrée nahy
Partie du discours   nom
Traduction anglaise   the spirit of the living. Compare fanahy [Comp. Swa. Nafsi.] [Provincial] [Richardson 1885]

Mis à jour le 2017/03/23