Entrée | naka > aka | ||||||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||||||
Explications en malgache | Fangalana [1.1] | ||||||||||||
Explications en anglais | [1.2] | ||||||||||||
Explications en français | Action de prendre, d'aller chercher [1.3] | ||||||||||||
Dérivés |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Entrée | naka > akà | ||||||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||||||
Explications en malgache | Fodiana (adala na marary...), safary. [1.1] | ||||||||||||
Explications en anglais | [root not in use] [1.2] | ||||||||||||
Explications en français | Simulation d'ignorance, feinte [1.3] | ||||||||||||
Dérivés |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Entrée | naka > aka | ||||||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||||||
Explications en malgache | [Bara] Rankizy [1.78] | ||||||||||||
Teny fampiasan' ny zazalahy na ny tovolahy hilazana olona tsy tononina anarana: Iay aka: ilay iny. Ry ilay aka: ry zalahy. Ry ilay aka ireo no nitifitra ny voromailalanao [1.1] | |||||||||||||
Entrée | naka > aka | ||||||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||||||
Explications en malgache | Fisintonan'ny ranomasina [1.13] | ||||||||||||
Explications en français | Marée basse [1.13] | ||||||||||||
Vocabulaire | Géographie: (en général) ~ Navigation | ||||||||||||
Entrée | naka > aka | ||||||||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||||||||
Explications en anglais | Accustomed to, familiar with, clever, skillful. Not used as a simple adjective, but only in such phrases as, manao azy ho aka izy / he makes himself out to be clever [1.2] | ||||||||||||
Explications en français | [Tankarana] Accoutumé à, habile à [1.19] | ||||||||||||
Entrée | naka > aka | ||||||||||||
Partie du discours | adverbe | ||||||||||||
Explications en malgache | [Taimoro] Tsy, aza [1.78] | ||||||||||||
Explications en anglais | [Sakalava] Same as aza [1.2] | ||||||||||||
Entrée | naka > aka | ||||||||||||
Partie du discours | pronom | ||||||||||||
Explications en malgache | [Bara] Ise [1.78] | ||||||||||||
Tableaux et planches | tous les pronoms | ||||||||||||
Entrée | naka > aka | ||||||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||||||
Explications en malgache | [Taimoro] Anaram-borona, angaka [1.78] | ||||||||||||
[Betsimisaraka] Karazam-borona an-drano sahala amin'ny ganagana [1.78] | |||||||||||||
Vocabulaire | Zoologie: oiseaux | ||||||||||||
Entrée | naka > akaka (kaka) | |||||||||
Partie du discours | verbe passif | |||||||||
Explications en malgache | Atao kaka, asisika mba hanohana: Itỳ sila-hazo itỳ akaka eo [1.1] | |||||||||
Morphologie |
| |||||||||
Entrée | naka > akakà (akà) | |||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||
Explications en malgache | Fiakanakanana, fivakavakana, fihambahambana [1.1] | |||||||||
Explications en français | Hésitation, balbutiement [1.3] | |||||||||
Dérivés |
| |||||||||
Entrée | naka > akaka | |||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||
Explications en malgache | [Tanala] Angaka [1.78] | |||||||||
Vocabulaire | Zoologie: oiseaux | |||||||||
Zoonymes |
| |||||||||
Entrée | naka > akaka | |||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||
Explications en français | [Bara, Betsileo] (sans doute le nom du canard akaka, qui fréquente les mêmes lieux humides) Costularia baronii C.B. Clarke et Costularia pantopoda (Baker) C.B. Clarke (Cyperaceae). Pas d'usage connu. [1.196] | |||||||||
Nom scientifique | Costularia baronii, Costularia pantopoda | |||||||||
Vocabulaire | Botanique | |||||||||
Entrée | naka > makatra | |
Partie du discours | verbe actif | |
Explications en malgache | [Betsimisaraka] Mihanika, mandeha ambony [1.78] | |
Entrée | naka > akana | |||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||
Explications en malgache | Ahotrahotra, ahonahona, fijanonjanona kely eo am-pitenenana. [1.1] | |||||||||
Explications en français | Hésitation, embarras dans la parole, le langage [1.3] | |||||||||
Dérivés |
| |||||||||
Entrée | naka > akana (aka) | |||||||||
Partie du discours | verbe relatif | |||||||||
Explications en anglais | [1.2] | |||||||||
Exemples | Misy ihany izany, saingy mahalana, fa dia tena jono tsotra izao no akana azy tsirairay.
[2.471] | |||||||||
Morphologie |
| |||||||||
Entrée | naka > akàna | |||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||
Explications en malgache | [Betsimisaraka] Honkon'antsy [1.78] | |||||||||
Entrée | naka > Akana | |||||||||
Partie du discours | nom propre (biblique) | |||||||||
Explications en malgache | [1.38] | |||||||||
Explications en anglais | Akan [2.996] | |||||||||
Explications en français | Aqân [2.996] | |||||||||
Vocabulaire | Ecritures Saintes | |||||||||
Citations bibliques | Chapitres et versets citant Akana | |||||||||
Anagrammes | akana, anaka |
Entrée | naka > maka (aka) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mandray, mangalatra: Nisy naka ny bokiko teto ambony latabatra Mandeha mba hitady ary hitondra, miharana: Lasa naka rano any am-pantsakana i Soa, ary naka kitay any an-tsaha i Benaivo Mandeha mba hiangavy (olona) ho tonga: Lasa naka dokotera i dada fa manavy ny zandrinay Mandeha mba hitondra (zavatra) hiverina: Ndeha maka antsy atsy atsinanana atsy, ry Veto a! [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To fetch, to bring, to take [1.2] | ||||||||
To take, to fetch [1.7] | |||||||||
Explications en français | Prendre, chercher [1.8] | ||||||||
Exemples |
| ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mots composés |
| ||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot maka | ||||||||
Entrée | naka > makà (aka) | ||||||||
Partie du discours | impératif du verbe actif maka | ||||||||
Exemples | Abo toerana loatra io boky io ka makà tohatra
[1.1] | ||||||||
Entrée | naka > maka | ||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||
Explications en malgache | [Tambahoaka] Volana fahafito amin'ny taona [1.78] | ||||||||
[Taisaka] Volana fahaenina amin'ny taona (Jona) [1.78] | |||||||||
[Bara] Volana fahaefatra amin'ny taona [1.78] | |||||||||
[Bezanozano] Anaram-bolana fahavalo amin'ny taona [1.78] | |||||||||
Vocabulaire | Temps | ||||||||
Entrée | naka > Maka | ||||||||
Partie du discours | nom propre (biblique) | ||||||||
Explications en anglais | Maka [2.996] | ||||||||
Maacah [2.996] | |||||||||
Explications en français | Maaka [2.996] | ||||||||
Exemples | Makatita no natao anaran' ny mponina tao Maka
[1.38] | ||||||||
Vocabulaire | Ecritures Saintes | ||||||||
Synonymes | Maakà | ||||||||
Citations bibliques | Chapitres et versets citant Maka | ||||||||
Article | Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Maka | ||||||||
Anagrammes | kama, maka |