| Entrée (1/4) | 1 maka |
| Radical | 2 aka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mandray, mangalatra: Nisy naka ny bokiko teto ambony latabatra
5 Mandeha mba hitady ary hitondra, miharana: Lasa naka rano any am-pantsakana i Soa, ary naka kitay any an-tsaha i Benaivo 6 Mandeha mba hiangavy (olona) ho tonga: Lasa naka dokotera i dada fa manavy ny zandrinay 7 Mandeha mba hitondra (zavatra) hiverina: Ndeha maka antsy atsy atsinanana atsy, ry Veto a! [1.1] |
| Explications en anglais |
8 to fetch, to bring, to take
[1.2] 9 to take, to fetch [1.7] |
| Explications en français |
10 prendre, chercher
[1.8] |
| Exemples |
11 tsy maka tsy an-tampon-kandrina, tsy mivoaka afa-tsy an-taro-po : mahavoa iny, mahafaty;
[2.69#]
12 Amin' ny iray anie e, hoy indray izy mamerina ny hafatra sady maka toky amin' ny mpanofa. [2.470#] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 17 39 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 18 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/4) | 19 makà |
| Radical | 20 aka |
| Partie du discours | 21 impératif du verbe actif maka [Liste complète] |
| Exemples |
22 Abo toerana loatra io boky io ka makà tohatra
[1.1]
|
| Entrée (3/4) | 23 maka |
| Partie du discours | 24 nom |
| Explications en malgache |
25 [Antambahoaka] volana fahafito amin'ny taona
[1.78] 26 [Antesaka] volana fahaenina amin'ny taona (Jona) [1.78] 27 [Bara] volana fahaefatra amin'ny taona [1.78] 28 [Bezanozano] anaram-bolana fahavalo amin'ny taona [1.78] |
| Vocabulaire | 29 Temps |
| Hypéronyme |
|
| Co-hyponymes |
|
| Entrée (4/4) | 106 Maka |
| Partie du discours | 107 nom propre (biblique) [Liste complète] |
| Explications en anglais |
108 Maacah
[2.996] |
| Explications en français |
109 Maaka
[2.996] |
| Exemples |
110 makatita no natao anaran' ny mponina tao maka
[1.38]
|
| Vocabulaire | 111 Ecritures Saintes |
| Synonymes | 112 maaka |
| Citations bibliques | 113 Chapitres et versets citant Maka |
| Article | 114 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Maka |
| Anagrammes | 115 kama, Kama, makà, maka, Maka |
| Mis à jour le 2026/02/16 |
|