Entrée zanahary
Partie du discours nom
Définition malgache Teny enti-milaza an' Andriamanitra, Nanahary. (Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise God, the Creator. Zanahary tsy fahan-draha: God cannot be resisted by anything. (Prov.) [Richardson 1885]
 a god, a superior being; something great or prodigious
¶ Zanahàry: God [Hallanger 1973]
Définition française créateur, dieu, être surnaturel; chose prodigieuse
¶ Zanahàry: Dieu [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Analogues  Andriamanitra
Citations 

2013/05/21