Entrée naotra
Partie du discours nom
Définition malgache Teny iantsoana ny vadin' ny iray tampo amin' ny tena, zaobavy na zaodahy: Aoka re, ry naotra, hataoko io fa sahirana ianao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise primitive root of ranaotra [Richardson 1885]
Définition française belle-soeur, beau-frère [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulaire 
Synonymes ranaotra

2012/03/04