| Entrée | 1 Narivony Jean |
| Mots élémentaires | 2 Narivony |
| Partie du discours | 3 nom propre (anthroponyme) [Liste complète] |
| Explications en malgache |
4 anarana indrana ihany fa ny tena anarany dia i
5 Jean Rajaonarivony, 6 teraka tamin'ny 17 septambra 1898. 7 Anisan' ny poety efa zokiny manan-talenta tokoa i Jean Narivony, ary tsy misy tsy mahalala na tsy mahay andininy iray na roa amin' ny diam-peniny raha mbola mpianatra nianatra kely malagasy koa, fa ny toetra mampia-vaka tokoa ny poeziany manko dia ny fahaizany - na ny fahakingany angaha no marimarina kokoa - misintona aingam-panahy avy amin'izay zavatra jereny na reny, na zavatra bitika toy inona aza [2.314] |
| Explications en français |
8 Narivony Jean (1898-1988) (J. Venus)
9 Poète formé au Collège Protestant Paul Minault comme 10 Rahaingoson et Samuel Ratany. Il bénéficie en ce lieu de profonde stimulation 11 intellectuelle et artistique. Il devient enseignant. En 1920, il collabore avec 12 Ny Avana Ramanantoanina et Bolespara aux journaux 13 Akon' Iarivo et Franco sous le pseudonyme de J. Venus, 14 puis à Ny Mpandinika. 15 Il publie des poèmes et de la prose. En 1926, il publie le livre 16 Amboara voafantina en collaboration avec Rodlish. 17 En 1929, il collabore à la revue poétique Kalokalo Tatsinanana, 18 puis avec Rajaonah, à l'encyclopédie Firaketana. 19 Il écrit deux pièces de théâtre: Andry boboka, 20 et Navoakan' ny fasana. 21 Il publie des poèmes dans de nombreuses revues: 22 Ny Fandrosoam-baovao, Ny Mpandinika, Ranovelona... [1.59] |
| Vocabulaire | 23 Histoire: personnages 24 Littérature: auteurs |
| Ouvrages littéraires |
25 Ampamoizamaso 26 Andry boboka 27 Naloan' ny fasana 28 1926 Amboara voafantina |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|