Entrée ngaha
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache Entina manontany miharo fisalasalana kely: Ngaha hadinonao ny hafatro taminao?
¶ Angaha [Rajemisa 1985]
Définition anglaise same as angaha [Richardson 1885]
Définition française comme angaha [Abinal 1888]
Synonymes angaha
Exemples Ngaha tary ambanimbany tary, fa avy any moa izy no nipoitra, fa tsy mba niaraka tamintsika. [Rajohanesa: Kintana]

2013/10/02