Entrée ngidy
Partie du discours   nom
Définition malgache   Tsiro ratsy mampivivy, mifanohitra amin' ny mamy: Omeo vatomamy aho hanalako ny ngidin' ny kininina nohaniko teo
¶ Haratsiana mampitondra fahoriana: Mila tsy ho laitrany, hono, ny ngidin' ny fiainana [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   bitterness [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Traduction française   amertume [Hallanger 1974]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Mis à jour le 2010/09/01