Entrée nibanjina > ibanjinana (banjina)
Partie du discours verbe relatif
Explications en anglais  [1.2]
Morphologie 
Présent : ibanjinana, ibanjinako, ibanjinanao, ibanjinany, ibanjinantsika, ibanjinanay, ibanjinanareo, ibanjinan', ibanjinan-, ibanjinam-, ibanjina-
Passé : nibanjinana, nibanjinako, nibanjinanao, nibanjinany, nibanjinantsika, nibanjinanay, nibanjinanareo, nibanjinan', nibanjinan-, nibanjinam-, nibanjina-
Futur : hibanjinana, hibanjinako, hibanjinanao, hibanjinany, hibanjinantsika, hibanjinanay, hibanjinanareo, hibanjinan', hibanjinan-, hibanjinam-, hibanjina-
Impératif : ibanjino

Entrée nibanjina > mibanjina (banjina)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mijery mifantoka sady maharitra: Tsy vizana izy nibanjina ny sarin-dreniny teo an-dohafandriany [1.1]
Explications en anglais To stare at, to look intently at [1.2, 1.7]
Explications en français Contempler [1.3, 1.8]
 Regarder [1.3]
 Regarder fixement [1.8]
Exemples 
1Dia lasa namoha ny varavarankely aho mantsy, ka io no tazako, ary toy ny maso nibanjina ahy no fijeriko azy. [2.324]
2-- hoy izy nanenjan-katoka ka nibanjina ny renin' ny ankizy te am-pitsanganana. [2.470]
Morphologie 
Présent : mibanjina
Passé : nibanjina
Futur : hibanjina
Impératif : mibanjìna

Entrée nibanjina > mibanjìna (banjina)
Partie du discours impératif du verbe actif mibanjina [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]