Entrée njainjay
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Manana toetra hafahafa tsy mitovy amin' ny olon-drehetra: Rakoto moa hitanao ihany; njainjay izay izy ka sarotra ifampiraharahana
Mitovy hevitra: hafa fandry ~ zanakalondrano [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31