Entrée hafa fandry (hafa, fandry)
Partie du discours   expression
Définition malgache   [Bezanozano] hafahafa [Rakotosaona 1972]
   tsy mitovy fatory na fomba fanao amin' ny maro; enti-milaza koa ireo tsy mankatò ny mpitondra na ny dina nataon' ny mpiray fileovana ka natao koa hoe mitsivalam-pandry izy ireny [Rajemisa 1985]

2010/02/28