|
|
|
|

Entrée1  nofy ririnina
Mots élémentaires  2 nofy, 3 ririnina
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 nofy mifangaro be ihany, tsy misy lohany sy vodiny, izay heverina ho vokatry ny hatsiaka amin' ny alin-dririnina [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12