|
|
|
|

Entrée1  nosy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Tany voahodidin' ny rano, anivon' ny riaka: i Madagasikara no nosy fahatelo amin' ny habeny eran' izao tontolo izao [1.1]
Explications en anglais  4 an island. [jav. And other Malayan dialects nusa.] [1.2]
5 an island [1.7]
Explications en français  6 île [1.3#455, 1.8]
Exemples  7  sy Madagasikara, ilay nosy tsy foy! [2.944#]
8  nosy ihany no mbola nahitanao ahy indray. [2.5#139]
9  Izy irery no hany tompon' ny nosy manontolo. [2.508#554]
Vocabulaire  10  Géographie: (en général)
Tous les mots composés  11  13 combinaisons de ce mot
Proverbes  12  Proverbes contenant ce mot
Illustrations 
13  14  15 
16  17  18 

Anagrammes  nosy, 19 Sonì, 20 sony, Sony

Mis à jour le 2025/12/25