|
|
|
|

Entrée1  ny fanambadiana tsy nafehy fa nahandrotra
Mots élémentaires  2 fanambadiana, 3 tsy, 4 afehy, 5 ahandrotra
Partie du discours  6  locution
Explications en malgache  7 ny fanambadiana tsy natao tsy ho azo ravana akory.
8 (Marihina fa angamba fitenenana vao niforona tatỳ aoriandriana ihany io fa tsy aratoe-tsaina malagasy hatrany an-tendrony akory, izay azo heverina ho nitrangan' ilay fitenenana hafa fandre matetika manao hoe:
9 Ny fanambadiana lamban' akoho ka faty no isarahana) [1.1]

Mis à jour le 2025/11/13