Entrée o
Partie du discours   nom (symbole)
Traduction malgache   Tarehintsoratra fahefatra ambin'ny folo ary zanasoratra fahefatra amin'ny abidy malagasy. Ny zanatsoratra O dia mety hanana tonom-peo "ao" amin'ireto toe-javatra telo ireto ka amin'ireo roa farany dia asiana satrony (ô) ny fanoratana azy: a) amin'ny teny avy amin'ny fiteny vahiny: radio, sosisy; b) amin'ny teny fitenim-paritra sasantsasany: ny vôla (tsimihety); d) amin'ilay tenim-piontanana merina "ô": Tompo ô! [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   the fourteenth letter of the Malagasy alphabet. In accented syllables it has the sound of o in move, but a somewhat lighter sound in unaccented syllables. In the interjection "o" (used as a sign of the vocative case) and in some of the provinces it has the same sound as a single o in English. [Richardson 1885]
Traduction française   Quatorzième lettre et quatrième voyelle de l'alphabet malgache [Abinal 1888]
Tableaux et planches   Les alphabets
Citations  
Articles  
Analogie   abidỳ
Illustrations  

Entrée ô
Partie du discours   interjection [liste]
Définition malgache   Fanao eo aorian' ny anaran' olona antsoina ka italahoana, na anaran-javatra heverina ho toy ny olona ka itenenana: Tompo ô, mihanta aminao izahay! / Ry tanindrazanay malala ô [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   used in addressing people, as : Rakoto ô! oh, Rakoto! [Hallanger 1973]
Traduction française   (vocative) [Hallanger 1974]
Exemples   Rafotsy ô ! miantso andRampananambonitany, efa lehibe isika [Callet: Tantara, page 378]

Entrée -o
Partie du discours   pronom [liste]
Analogie   -ko

Entrée O
Partie du discours   nom (symbole)
Traduction malgache   Ôksizenina. Singa mietona, fahavalo amin'ny firaketan'i Mendeleiev. [3.1]
Traduction anglaise   Oxygen. [3.1]
Traduction française   Oxygène. [3.1]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2017/07/02