Entrée omaly
Partie du discours adverbe [liste]
Définition malgache Anarana entina hilazana ny andro nialoha ny androany: Ny omaly no zokin' ny anio
¶ Ny lasa: Sarotra hadinoina ny omaly
¶ Milaza fotoan' andro nialoha ny androany: Tonga omaly i dadatoa. (Amin' ity hevitra ity, dia "rahomaly" no nampiasaina taloha: tonga rahomaly i dadatoa) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise yesterday. [mal. Kulmarin.] [Richardson 1885]
 yesterday [Hallanger 1973]
Définition française hier [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 

2011/11/09