Entrée omby malia
Mots élémentaires omby ; malia
Partie du discours locution
Explications en malgache Omby ompiana tsy mba tazonina am-bala fa avela hiraoka an-kijana izay mazàna any amin'ny faritry ny aty ala [1.62]
Exemples Omby malia fatratra ny filohany, ary nanandrify ahy. [2.643]

Mis à jour le 2023/06/19