Entrée ondranondranana (ondranondrana (ondrana))
Partie du discours adjectif
Définition malgache Tsy ampiampy saina, misy kely, adaladala misy fihetsehany: Ranona ve? izay angaha ianao vao nahafantatra fa ondranondranana izy iny? [Rajemisa 1985]
Définition anglaise silly, half-witted. [Richardson 1885]
Synonymes ondranana
Citations 

2014/09/17