Entrée ondry
Partie du discours   nom
Définition malgache   Biby fiompy fianakaviam-ben' ny biby mpandinika, rakotra volo matevina ny tenany, izay fantatra amin' ny anarany hoe "volonondry". Ny feon' ny ondry rehefa maneno dia atao hoe mibarareoka. [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   a sheep. Ovis platyura, var. ondrikondry and aondry are used in the provinces. [swa. Kondoo.] [Richardson 1885]
   a sheep [Hallanger 1973]
Traduction française   mouton [Rajemisa: Vakoka, SLP: Voambolana]
Traduction française   mouton, brebis [Hallanger 1974]
Nom scientifique   Ovis platyura
Vocabulaire  
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Analogie   ondrikondrika

Mis à jour le 2011/11/17