Entrée onja
Partie du discours nom
Explications en malgache Fivalombalonan' ny rano tsofin' ny rivotra: Atopatopan' ny onja ny lakana
Zava-tsarotra setraina: Ny onjan' ny fiainana [1.1]
Explications en anglais A wave. See alon-drano. [1.2]
 A wave [1.7]
Explications en français Vague, onde [1.8]
Exemples Mitopatopa ny onja vaventy. [2.471]
Dérivés 
Mots composés 
Titres Pitik' onja (Ratsifandrihamanana Clarisse)

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/15