Entrée ory hava-manana (ory, havana, anana)
Partie du discours locution
Définition malgache malahelo raha mahita havana manana na nambinina; enti-milaza koa ireo tsy mba tia ny hafa hisondrotra, na dia havana aza [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31