Entrée |
osa
|
Partie du discours | adjectif
|
Définition malgache | Tsy manana tanjaka na herim-batana; mora reraka na tsy salama: Osa fa tsy tahaka ny lehilahy ny vehivavy. ¶ Malemy, kely aina, saozanina, reraka, mihozohozo, mangozohozo [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | feeble, weak; coward [Hallanger 1973]
|
Traduction française | faible, sans courage, sans énergie, lâche, poltron [Abinal 1888]
|
| faible, poltron [Hallanger 1974]
|
Dérivations |
Mots composés, titres, noms |
|
Citations |
|
Entrée |
osa
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | [Taisaka]
zavamaniry eny amin'ny toerana misy vato, tsy avo fa iva faniry [Rakotosaona 1975]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
Osa
|
Partie du discours | nom propre (biblique)
|
Traduction anglaise | Osa [Baiboly]
|
| Uz [Baiboly]
|
Traduction française | Uç [Baiboly]
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
Exemples | Zanak'i Arama: Osa, Hola, Getera, ary Mesa. [Baiboly: 1:010:023/Jenezy 10:23..]
|
Articles |
|