|
|
|
|

Entrée1 osy
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 Biby fiompy, fianakaviam-ben' ny biby mandinika milantsi-tandroka ary somorina, nahatongany fitenenana hoe "Tay ny osivavy somorina; ny lova tamindray tsy avala ary ny hetra tamin-dreny tsy diso"; bengy [1.1]
Explications en anglais  4 a goat (Capra hircus) [1.2]
5 a goat [1.7]
Explications en français  6 bouc [1.54]
7 chèvre [1.3, 1.8]
Exemples  8 Tsy manampy firy amin'ny fivelomana ireo biby ireo, afa-tsy ny osy izay manome ronono sy ny akoho manatody angaha. [2.606#]
Vocabulaire  9 Zoologie: mammifères
Tous les mots composés  1014 combinaisons de ce mot
Proverbes  11 Proverbes contenant ce mot
Article  12Randzavola: osy ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  13 iso, 14 osy, 15 sio, 16 soy

Mis à jour le 2025/11/02