Entrée otoazana (oty)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Tapahina hiala amin' ny taho: Otoazy ireo voankazo ireo fa efa masaka [1.1]
Morphologie 
Présent : otoazana, otoazako, otoazanao, otoazany, otoazantsika, otoazanay, otoazanareo, otoazan', otoazan-, otoazam-, otoaza-
Passé : notoazana, notoazako, notoazanao, notoazany, notoazantsika, notoazanay, notoazanareo, notoazan', notoazan-, notoazam-, notoaza-
Futur : hotoazana, hotoazako, hotoazanao, hotoazany, hotoazantsika, hotoazanay, hotoazanareo, hotoazan', hotoazan-, hotoazam-, hotoaza-
Impératif : otoazy
Autres orthographes 

Mis à jour le 2023/01/20