Entrée oty
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fakana voankazo eny ambony hazo
¶ fanasarahanono zaza [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   the picking of fruit or flowers [Hallanger 1973]
Définition française   action de cueillir des fruits, des fleurs
¶ action de sevrer un enfant [Hallanger 1974]
Définition française   (toute l'île). Racine verbale : action de cueillir des fruits, des légumes, des herbes potagères, etc. Exemple : Toazo ireo voankazo ireo : cueillez ces fruits (Malzac). D'où les mots fiotazana : la cueillette ; fitoazana : la saison de la cueillette. On dit aussi mioty manta : cueillir des fruits verts, immatures. Au sens figuré : s'emparer d'un héritage avant le décès des parents. ( [Boiteau: Végétaux]
Exemples   Azo heverina fa tsy tarazom-poko akory no nahatonga ny Mikea ho mponina anaty ala, ka mivelona amin'ny oty sy haza fa nisy toe-javatra ara-tantara na ara-piaraha-monina nanery azy. [Randriamamonjy: Tantara, page 112]
Vocabulaire  
Dérivations  

Entrée oty
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] olana, fanolanana [Rakotosaona 1972]

2017/12/16