|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  paingotra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Vy marani-doha mitovitovy halehibe sy halava amin' ny tsilon-draiketa ary misy motiny kely ny vodiny, atao fanakambanana taratasy, fitanana akanjo na fametahana sary amin' ny rindrina [1.1]
Explications en anglais  4 a pin [1.7]
Explications en français  5 épingle [1.3#476, 1.8]
Exemples  6  Tsy nisy nilana azy tsy akory ireny paingotra ireny fa dia natao teny ohatra ny haingo fotsiny. [2.472#227]
7  Tsy nisy nilana azy tsy akory ireny paingotra ireny fa dia natao teny ohatra ny haingo fotsiny. [2.472#227]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Combinaisons  22 paingo-jaza

Entrée (2/2) 23  paingotra
Partie du discours  24  nom
Explications en anglais  25 an informer [1.7]
Explications en français  26 mouchard [1.8]

Mis à jour le 2026/02/26