Entrée -panao (tao)
Partie du discours   forme morphologique du mot fanao
Exemples   Ireo fomba amam-panao ampisehoana a! [Randzavola: Baiboly, page 597]
Fomba fanabeazana lehibe iray koa ny fomba amam-panao. [Razafiarivony: Harivolana, page 65]
fa mitovy avokoa ny olona mitovy ny fomba amam-panaony, mitovy ny finoana arahiny. [FOFAFIPE: Haivola, page 70]

Entrée panao (tao)
Partie du discours   nom
Traduction française   Acteur, agent, ouvrier, travailleur [Vezo] [Poirot & Santio: Vezo (takila T)]

Mis à jour le 2017/03/19