| Entrée | 1 parapaingo |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Fototra mafy amin' ny tady na rojo vy; gadra misy masomby natao tamin' ny tongotry ny olomeloka fahiny:
4 Ataovy amparapaingo io akoho io sao lasa [1.1] |
| Explications en anglais |
5 the name of a kind of fetters. [swa. Para, to scrape to the ground, and pingu, fetters.]
6 See ampaingo [1.2] |
| Explications en français |
7 fers qu'on mettait aux pieds des esclaves fugutufs et d'autres condamnés; ils se composaient
8 de deux anneaux rivés au-dessus de la cheville du pied, et reliés entre eux par deux autres anneaux 9 oblongs qui [ermettaient le mouvement. On donne aussi ce nom aux entraves qu'on met aux pieds des 10 volailles ou d'autres animaux. [1.3] |
| Exemples |
11 Vao nandre ny fahatongavany ireo mpandranto teo amin'ny tany, dia nitondra volafotsy sy volamena betsaka ary parapaingo koa nentiny nakao amin'ny tobin'ny Siriana hividianany ny zanak'Israely hataony andevo
[2.996]
|
| Dérivés |
|
| Synonymes | 14 paingo |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|